• Alatsinainy 17 Jolay 2023
Politique.Fiaraha-miasa sy fampiasam-bola Mijery paikady hafa hanampiana an’i Madagasikara ny Eoropeanina

Manao fitsidihana eto Madagasikara mandritra ny roa andro eto Madagasikara dia anio 17 sy rahampitso 18 jolay ny Filoha lefitry ny Banky Eoropeanina momba ny fampiasam-bola na BEI Atoa Ambroise Fayolle.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 17 Jolay 2023
Politique.Andry Rajoelina Tsy hanaiky ho diso izany mihitsy !

Fa fahotana ve ny fananana zom-pirenena roa, hoy i Andry Rajoelina omaly taorian’ny fanontanian’ny mpanao gazety nanao hoe : «

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 17 Jolay 2023
Politique.Tontolo politika Mafy ny vely kanotan’ireo olon’ny fitondrana taloha

Miha mangotraka ny fandetehana ara-politika ny Filoha ankehitriny Andry Rajoelina na mandeha aza ny fanadiovan-tena manara-penitra tahaka ny nataony omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 17 Jolay 2023
Politique.Manitrikitrika ingahy Filoha Tena mbola mamim-bahoaka aho!

Betsaka ny zavatra natao, mila mitandrina isika, nolaziana ny Filoha Philbert Tsiranana, fa olon’ny Frantsay, mpamadika, nigrevena, nodorana ny Hotel de Ville,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Jolay 2023
Politique.Nampitandrina i Ravalomanana “Atsaharo ny sakana, tsy hanaiky hala-bato izahay,…”

Tsy niandry ela, fa nisy avy hatrany ny fanambarana nataon’i Marc Ravalomanana omaly 12 jolay 2023, ampitson’ny namoahan’ny governemanta didim-panjakana miantso ny mpifidy handatsa-bato amin’ny fifidianana

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Jolay 2023
Politique.Depiote Fetra Ralambozafimbololona “Tsy mahita fitiavan-tanindrazana ao aminao izahay Atoa Filoha”

Nilaza ny CENI tany aloha fa 145 miliara Ariary no tetibola takiany hanatanterahana fifidianana dia nahenany ho atsasany tamin’ny alalan’ny fanambaran’ny minisitra sy praiminisitra izany,

Hamaky ny tohiny
FTT