• Alakamisy 18 Aprily 2024
Fahasahiranana nikarakara taratasy. Naneho ny alahelony ny AREMA

Nanahirana ny nikarakara ny taratasy filatsahan-kofidiana solombavambahoaka tamin’ity,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Aprily 2024
FIRAISANKINA AVARADRANO. Laharana faha-3 i Avotra sy Jimmy

Tongotra mby an-dakana ny fifidianana Solombavambahoaka hotanterahina ny 29 Mey

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Aprily 2024
DISTIM AVARADRANO. Noravana ny teo aloha, voatendry ho filoha vaovao

Rava omaly Alarobia 17 Aprily ny DISTIM teo aloha na ny distrika TIM ao anatin’ny distrikan’Avaradrano.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Aprily 2024
Fifidianana solombavambahoaka. Mila manova sy mamadika pejy ny ivelan’ny fitondrana !

Nivoaka ny alin’ny talata ny lisitr’ireo kandida voatazona hifaninana amin’ny fifidianana hatao ny 29 mey.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Aprily 2024
Fanjakana Rajoelina. Tena manara-penitra ny tsy fahaiza-mitantana !

Manana kianja fa tsy azo hilalaovana, manana kaompania fa tsy misy fiaramanidina,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Aprily 2024
Filankevitry ny minisitra tao Toamasina. Mitohy ny fialana bala sy fampanantenana lava…

Notanterahana tao Toamasina ny filankevitry ny Minisitra mitety Faritra, notarihin’ny Filoham-pirenena.

Hamaky ny tohiny
FTT