• Alarobia 12 Febroary 2025
TAMBAJOTRAN-JIOLAHY. 11 mianadahy tratra teto Antananarivo

Ravan’ny Polisim-pirenena ny andian-jiolahy nandravarava teto an-drenivohitra sy ny

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 10 Febroary 2025
FANDROBANA CASH POINT TENY ANDROKA ALASORA. Tsy natoron’ilay jiolahy mihitsy ny toerana nisy ilay vola 8 tapitrisa Ar

Tena misy mafy vava ireny jiolahy mpangalatra ireny na dia efa miaiky ny heloka vitany aza.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 07 Febroary 2025
ANKAZOTO ANOSIMAHAVELONA. Kitapo natsipy nahatrarana basy vita gasy sy bala

Basy vita gasy iray niampy bala miisa 4 calibre 12, no sarona tao anaty kitapo natsipina lehilahy miisa 3 nitsoaka

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 07 Febroary 2025
MPAMBOLY RONGONY AO AMBOHIBARY. Roalahy no tratra niaraka tamin’ny raviny efa maina

Nahatrarana rongony 375 fototra sy raviny efa maina afak’omaly Alarobia 05 Febroary tamin’ny 08 ora

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Febroary 2025
Vaky trano isan-kalina. Velon-taraina ny eny Ambatobe

Velon-taraina ny mponina eny amin’ny fokontanin’Ambatobe manoloana ny vaky trano na hala-boty

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 05 Febroary 2025
HALATRA VOAMASO TAO AMBAHIKILY. Renim-pianakaviana iray tsy misy maso ila intsony

Renim-pianakaviana iray manodidina ny 45 taona eo ho eo no fantatra fa tsy misy maso ila intsony

Hamaky ny tohiny
FTT