• Zoma 09 Jolay 2021
Actualités.TASA Madagascar sy ny SANTYMAD Vaky ny ady, mifampitory eny amin’ny Fitsarana

Raikitra ny disadisa eo anivon’ny orinasa TASA Madagascar tantanan’ny mpitsabo nentim-paharazana Rakotondranaivo Jean Pierre sy Tafs Ramafadrahona,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Jolay 2021
Actualités.Raharaha volamena 73,5kg Niakatra ho 24 ireo voarohirohy, 15 no any am-ponja

Tafiakatra 24 ireo olona voarohirohy tamin’ny raharaha fanondranana volamena 73,5kg tratra tatsy Afrika Atsimo ny 31 desambra 2020.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 07 Jolay 2021
Actualités.Zandarimariam-pirenena Voasambotra ireo saika hamono ny SEG

Lehilahy 6 saika hamono ny Sekreteram-panjakana¬ miadidy ny zandarimariam-pirenena (SEG), ny Jeneraly Ravalomanana Richard no voasambotry ny Vondrotobi-pileovan'-ny Zandarmariam-pirenena Analamanga

Hamaky ny tohiny
  • Talata 06 Jolay 2021
Actualités.Manala azy vita CEPE Hivoaka rahampitso ny sarimihetsika “Tilitilio 2”

Fanabeazana amin'ny maha fototra fitaizana tanora sy mitondra lesona sy fanitsiana amin'ireo fakam-panahy maro samihafa.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 06 Jolay 2021
Actualités.Fisolokiana sy fakana findaina mpianatra Lehilahy iray sy vehivavy iray no sarona teny Behoririka

Manatona sy mampiresaka mpianatra miaraka amin’ny vato sarobidy hosoka no hiaingan’ny asa ratsin’ireto vehivavy sy lehilahy mpisoloky ireto ka hatakalony finday izany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 06 Jolay 2021
Actualités.Tsenan’ny akanjo mafana Nihena hatrany amin’ny 30 % ireo mpanjifa

Mikaikaika noho ny tsy fisian’ny tsena ireo mpivarotra akanjo mafana eto an-drenivohitra. Nihena hatrany amin’ny 30% mantsy ny mpanjifan’izy ireo tamin’ity ririnina ity noho ny fahasahiranan’ny isam-baravarana.

Hamaky ny tohiny
FTT