• Alakamisy 26 Desambra 2024
Mitohy ny trafika volamena goavana. 53,73kg sarona, olona ambony iray karohana

Tsy mety tapitra ny trafikana volamena miainga avy eto Madagasikara, fa tena mbola mampiteny ny moana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 26 Desambra 2024
DELESTAZY TENY ITAOSY. Nanary mpanjifa 30 isa ny mpanao volo iray

Tena nanao ny nataony ny delestazy teny Itaosy Atsimondrano afak’omaly Talata 24 Desambra.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 26 Desambra 2024
Fampianarana sy politika. Nodimandry ny Pr Manantsoa Victor

Nodimandry ny talata 24 desambra 2024 teo teny amin’ny Hopitaly Miaramila Soavinandriana ny Pr Manantsoa Victor.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 26 Desambra 2024
Akatoky ny fety. Mampijaly ireo fitateram-bahoaka

Raha tamin’ny andro taloha dia ny fotoana akatoky ny fety toy iny harivan’ny 24 desambra 2024

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Desambra 2024
Tsivery Harisoa Mao Tse-Toung. «Olona mifatotra ve ho afaka hitondra fandrosoana?»

Tena efa reraka ny vahoaka raha mbola hizioga krizy toy izay nisy teo aloha, hoy ny mpikatroka avy eo anivon’ny

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Desambra 2024
ANKATOKY NY FETY. Misy mangalatra hatramin’ny vary eny an-tsaha

Misy mangalatra hatramin’ny vary mbola tsy voajinja eny an-tsaha amin’izao ankatoky ny fankalazana ny Fetin’ny Krismasy sy ny faran’ny taona izao.

Hamaky ny tohiny
FTT