• Zoma 21 Febroary 2025
SEHATRY NY HARENA AN-KIBON’NY TANY. Nampidi-bola 327 miliara Ar ho an’ny fanjakana ny taona 2022

Nanao tatitra ny asa vitany tamin’ny taona 2022 ny EITI na ny « Extractive Industries Transparency Initiative »

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 21 Febroary 2025
Fanomezan-danja ny tenin-dreny. Hampidirana teny Malagasy ny «WordPress »

Marihina isaky ny 21 febroary tahaka izao ny Andro Iraisam-pirenena ho an’ny tenin-dreny.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 21 Febroary 2025
Astéroïde YR4. Ahiana hamotika ny tany afaka 7 taona

Ahiana hamotika ny tany afaka 7 taona, izany hoe amin’ny taona 2032, ilay astéroïde YR4

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 21 Febroary 2025
Rotsak’orana aza maha tondraka ny nosy. Asa izay hitranga raha sanatria rivodoza

Asa izay hitranga raha sanatria rivodoza no tonga hamakivaky ity Madagasikara ity

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 21 Febroary 2025
RAZANATSALAMA ROHY NIAINA, MPAMPIANATRA. Mampianatra, manao taxi-bisikileta no sady manasa lamban’olona

Tsy mora ny miatrika izao fiainana izao. Mila manana anton’asa tsotsotra roa raha kely

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 21 Febroary 2025
TOVOVAVY 14 TAONA, NANDEHA NITSOAKA. Torana tsy nahatsiaro tena tany amin’ny hopitaly ny Reniny

Tovovavy kely iray vao 14 taona monja no fantatra fa nitsoaka niala ny tokantranon-dRay aman-dReniny

Hamaky ny tohiny
FTT