• Zoma 11 Jolay 2025
Tsy fanomezan-kasina sendika. «Nitranga matetika tamin’ity fitondrana Rajoelina ity»

Araka ny fitakiana nataonay ny 1 may teo, hoy ny sendika SSM na

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 11 Jolay 2025
Raharaha nahafaty olona 28 teny Ambohimalaza. Mitaky ny hivoahan’ny marina ny fianakaviana

Tonga teny amin’ny Fitsarana Anosy ny fianakavian’ireo tanora namoy ny ainy vokatry

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 11 Jolay 2025
Orinasa Jirama. Niato ny grevy, mitohy ny delestazy

Nisy fihaonana teny amin’ny foiben’ny JIRAMA ny Ambohijatovo ny takarivan’ny alarobia lasa

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 11 Jolay 2025
Trosan’i Madagasikara 4 milara dolara nanomboka 2019. «Mitovy amin’ny trosa teo anelanelan’ny taona 1960-2018»

Sahirana ara-bola ve ny fanjakàna dia hanao filankevitry ny minisitra mitety faritra

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 11 Jolay 2025
Ala atsinanana. Nesorina tanaty lisitry ny tandindonin-doza

Tsy ho lany ny ala atsinanana, hoy ny nambaran’ny filoham-pirenena teo aloha, Didier Ratsiraka, fahavelony.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 11 Jolay 2025
OLONA MIKARAKARA PASIPAORO. Efa afaka mandoa ny sarany amin'ny internet na mobile money

Efa azo aloha amin'ny internet na mobile money manomboka izao ny

Hamaky ny tohiny
FTT