• Alatsinainy 18 Novambra 2024
Mpitondra nanao be fiavy tany Toamasina. Tia mifety eo ambony fahoriam-bahoaka

Nafana indray ny fihetsiketsehana tao Toamasina ny faran’ny herinandro teo,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Novambra 2024
Zezika azo avy amin'ny fako. Efa raikitra ny fampiasana azy amin'ny fambolena

Rehefa dila ilay fito andro nanodinana ny fako ka lasa zezika dia miditra amin'ny fampianarana

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Novambra 2024
Karazan-doto eto Antananarivo. Asa goavana miandry ny mpitantana vaovao

Azo lazaina ho asa goavana miandry ny mpitantana vaovao ny renivohitr’i Gasikara,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Novambra 2024
FANONDRANANA LODISIA. Niainga tamin’ny sabotsy ny sambo voalohany

Niainga afak’omaly Sabotsy 16 Novambra tao amin’ny seranan-tsambon’i Toamasina ny sambo

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 15 Novambra 2024
Vidin’ny herinaratra miakatra 16% ho an’ny indostria. « Ezahana tsy hisy fiantraikany be amin’ny vidin’entana »

Eo ny olan’ny herinaratra izay efa nampitaraina ireo mpisehatra tsy miankina sy niantsoana vahaolana

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 15 Novambra 2024
Tena nihena be ny vokatra lodisia. Hihena hatrany amin’ny 50% ny fanondranana

nisokatra ofisialy ny alatsinainy tolakandro teo ny taom-piotazana lodisia eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
FTT