• Alarobia 25 Septambra 2024
ZAZA NALATSAKA TAO ANATY LAVA-DRANO. Ny Reniny ihany no nahavanon-doza ?

Zaza vao 9 volana monja no fantatra fa nisy nandatsaka tao anaty lava-drano ary namoy

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Septambra 2024
Tetikasa fanavaozana ny fampidiran-ketra. Nitrosa 67,3 tapitrisa dolara amin’ny BAD ny Fitondrana

Nankato ny fampitrosana 67,3 tapitrisa dolara amerikanina ho an'i Madagasikara,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Septambra 2024
Nitonitony ny faran’ny herinandro. Andro fiasana vao manjaka ny delestazy

Araka ny efa nanampoizana azy, raha ho an’ireo faritra eto Antananarivo sy ny manodidina aloha no lazaina,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Septambra 2024
Serasera sy fanaovan-gazety. Nanamafy fa miara-miasa ny Minisitera sy ny OJM

Amin’ny maha mpiahy ny tontolon’ny asa fanaovan-gazety eto Madagasikara ny

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Septambra 2024
ALASORA BY PASS. Trano maro narodana tsy nisy indrafo

Trano maromaro no narodan’ny orinasa iray tamin’ny alalan’ny bulldozer teny Alasora By Pass

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Septambra 2024
FAHAMAIZAN’NY MAGAZAIN’I TALIRA. Ireo olona tsy nahaloa trosa no tao ambadika ?

May kila nisy nandoro ny magazain’i Talira ao amin’ny kaominina ambanivohitr’i Marovato,

Hamaky ny tohiny
FTT